| Entrée | 1 milafika |
| Radical | 2 lafika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
9 Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto 10 Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to have a mat under; to stay on in someone's house
[1.7] |
| Explications en français |
12 avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens
[1.8] |
| Exemples |
13 Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana.
[2.113#]
14 Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; [2.587#] |
| Analogues | 15 Mifantsika, 16 mikely aina, 17 mimaso |
| Combinaisons | 18 3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot milafika |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|