|
|
|
|

Entrée 1  milamindamina
Radical  2 lamindamina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324#]
8  Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445#85]
9  Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643#10]

Mis à jour le 2026/04/20