|
|
|
|

Entrée 1  milelaka
Radical  2 lelaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara
9 Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe
10 Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. [1.1]
Explications en anglais  11 to lick with the tongue; to lap with the tongue [1.7]
Explications en français  12 lécher, laper [1.8]
Combinaisons  13  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot milelaka
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 Malkiela, 16 milalake, milelaka

Mis à jour le 2026/04/21