| Entrée | 1 milentika |
| Radical | 2 lentika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika
9 Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro 10 Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany 11 Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao 12 Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise? [1.1] |
| Explications en anglais |
13 to sink; to set (of the sun)
[1.7] |
| Explications en français |
14 s'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil)
[1.8] |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 matin-kely, milentika |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|