| Entrée | 1 miletaka |
| Radical | 2 letaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho
9 Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|