|
|
|
|

Entrée 1  milofika
Radical  2 lofika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony
9 Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1]
Exemples  10  Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472#223]

Mis à jour le 2026/04/20