|
|
|
|

Entrée 1  mingodongodona
Radical  2 ngodongodona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1]
Explications en anglais  8 to emit a hollow sound. [1.2]
Exemples  9  Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana. [2.69#]
Synonymes  10 mingodona

Mis à jour le 2026/04/22