|
|
|
|

Entrée 1  mioitra
Radical  2 oitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be
9 Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy [1.1]
Explications en anglais  10 to struggle, to strive to get free from something pressing one down. [1.2]
Explications en français  11 Se soulever, ne pas se soumettre aux avis des autres, refuser [1.3]
Exemples  12  Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay. [2.470#96]

Anagrammes  mioitra, 13 miriota, 14 mitoria

Mis à jour le 2026/04/20