|
|
|
|

Entrée 1  miorina
Radical  2 orina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?
9 Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana
10 Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [1.1]
Explications en anglais  11 to fix, to be raised, to be firmly established. [1.2]
12 to be founded, to be established [1.7]
Explications en français  13 être fondé, fixé, établi [1.8]
Exemples  14  Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina. [2.470#27]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  miorina, 16 miriona, 17 morainy

Mis à jour le 2026/04/21