|
|
|
|

Entrée 1  mipararetra
Radical  2 pararetra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
9 Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
Explications en anglais  10 to tremble, shake, or vibrate [1.2]
11 to vibrate, to tremble [1.7]
Explications en français  12 vibrer, trembler [1.8]
Exemples  13  mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21