| Entrée | 1 mipendrampendrana |
| Radical | 2 pendrampendrana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy
8 (olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby [1.1] 9 Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana [2.285#270] 10 olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby [2.313#59] |
| Explications en anglais |
11 to be flickering, to be dazzling, to be glaring
[1.2] 12 to blink, to be dazzled [1.7] |
| Explications en français |
13 clignoter
[1.3#482, 1.8] 14 être ébloui [1.3#482, 1.8] 15 vaciller, comme la flamme d'une bougie [1.3#482] 16 papilloter (lumière) [1.8] |
| Exemples |
17 Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena.
[2.606#106]
18 Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|