|
|
|
|

Entrée 1  mipepo
Radical  2 pepo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity
9 Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho [1.1]
Explications en anglais  10 to be hollow [1.2]
Exemples  11  izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo [2.470#77]

Mis à jour le 2026/04/20