|
|
|
|

Entrée 1  mipotraka
Radical  2 potraka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1]
Exemples  8  misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka. [2.69#]
Combinaisons  9  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mipotraka

Anagrammes  mipotraka, 10 mpirotaka, 11 mpitoraka

Mis à jour le 2026/04/20