|
|
|
|

Entrée 1  miraikiraiky
Radical  2 raikiraiky
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
9 Adaladala, mitahontahona [1.1]
Explications en anglais  10 to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika [1.2]
Exemples  11  Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. [2.996]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21