|
|
|
|

Entrée 1  miraona
Radical  2 raona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany miraona! i dada any izay efa miandry, / i neny mitazana foana (Rafanoharana) [1.1]

Anagrammes  8 amarino, 9 amirano, 10 amorina, 11 armonia, 12 mairona, 13 mañaroy, 14 manoira, 15 manoria, 16 maorina, 17 maroina, 18 mianora, miraona, 19 moraina, 20 moriana, moriaña, 21 rano may

Mis à jour le 2026/08/15