|
|
|
|

Entrée 1  miriadriatra
Radical  2 riadriatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21