|
|
|
|

Entrée 1  miriaria
Radical  2 riaria
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1]
Exemples  9  Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [2.470#61]
10  Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5]
Combinaisons  11  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miriaria

Mis à jour le 2026/04/20