|
|
|
|

Entrée 1  misafay
Radical  2 safay
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Synonymes  8 manaoalasafay, mialasafay

Anagrammes  9 FISAMIA, misafay, 10 misafia

Mis à jour le 2026/04/22