|
|
|
|

Entrée 1  misafidy
Radical  2 safidy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifidy, maka izay tiana [1.1]
Explications en anglais  9 to make a choice, to make a decision [1.7]
Explications en français  10 faire un choix; prendre une décision [1.8]
Exemples  11  Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27#]
12  Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#]
13  Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#]

Mis à jour le 2026/04/20