|
|
|
|

Entrée 1  misafofoka
Radical  2 safofoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mianjera
8 Voan' ny aretin-tampoka [1.1]
Explications en français  9 Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556]
Exemples  10  Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#]

Mis à jour le 2026/04/20