|
|
|
|

Entrée 1  misamboaravoara
Radical  2 samboaravoara
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany
8 Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo [1.1]
Explications en anglais  9 to be turbulent, to rise in waves [1.7]
Explications en français  10 être agité, s'agiter en vagues [1.8]
Exemples  11  tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana. [2.471#18]
Synonymes  12 misamboara
Combinaisons  13  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot misamboaravoara

Mis à jour le 2026/04/22