|
|
|
|

Entrée 1  misarika
Radical  2 sarika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
9 Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny
10 Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1]
Explications en anglais  11 to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7]
Explications en français  12 tirer; enlever avec la main [1.8]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 marisika, misarika

Mis à jour le 2026/04/21