|
|
|
|

Entrée 1  misatroka
Radical  2 satroka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao satroka [1.1]
Explications en anglais  9 to wear a hat or other headgear [1.7]
Explications en français  10 porter chapeau [1.8]
Exemples  11  Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy. [2.324]
12  Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [2.48]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 kamositra, 15 mirotsaka, misatroka, 16 misokatra, 17 mitsoraka

Mis à jour le 2026/04/21