|
|
|
|

Entrée 1  misesy
Radical  2 sesy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany
9 Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho
10 Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1]
Analogues  11  an-kisesy, 12  dodoria, 13  sesilany, 14  sesimontotra, 15  sesirivotra, 16  tohokafo, 17  tsy an-kiato, 18  tsy an-kijanona, 19  tsy miato

Mis à jour le 2026/04/22