|
|
|
|

Entrée 1  misosoka
Radical  2 sosoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
9 Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
10 Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
Explications en anglais  11 to be mended or darned; to intrude into things [1.7]
Explications en français  12 être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
Combinaisons  13  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot misosoka
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21