| Entrée | 1 mitadidy |
| Radical | 2 tadidy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 [Antesaka] mitantara, mahatsiaro
[1.78] 9 Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to remember, to recollect, to keep in the memory.
[1.2] 11 to remember, to recollect [1.7] |
| Explications en français |
12 se souvenir, se rappeler
[1.8] |
| Anagrammes | 13 didy maty, mitadidy |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|