|
|
|
|

Entrée 1  mitafo
Radical  2 tafo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy [1.1]
Explications en anglais  8 to be roofed [1.7]
Explications en français  9 être couvert d'un toit [1.8]
Exemples  10  Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina. [2.470#151]
11  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy [2.472#103]

Anagrammes  12 famoty, 13 mifota, mitafo, 14 mitofa

Mis à jour le 2026/04/20