|
|
|
|

Entrée 1  mitoetra
Radical  2 toetra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra?
9 Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo?
10 Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy
11 Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. [1.1]
Explications en anglais  12 to dwell; to rest; to sit [1.7]
Explications en français  13 habiter, rester [1.8]
Exemples  14  Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [2.324]
15  Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [2.470#18]
Synonymes  16 mitomoetra
Combinaisons  17  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitoetra
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22