|
|
|
|

Entrée 1  mitompo
Radical  2 tompo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikiry amin' ny heviny [1.1]
Exemples  9  Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296#]
10  Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424#]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitompo
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21