|
|
|
|

Entrée 1  mitontohitra
Radical  2 tontohitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany!
8 Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena [1.1]
Explications en français  9 Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse: Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) [1.3#729]
Exemples  10  Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any. [2.113#]

Mis à jour le 2026/04/20