|
|
|
|

Entrée 1  mitony
Radical  2 tony
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
9 Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
Explications en anglais  10 to be calm, to be quieted [1.7]
Explications en français  11 être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)
12 se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727]
13 se calmer, s'apaiser [1.8]
Exemples  14  Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [2.472#91]
15  Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141]

Anagrammes  mitony, 16 motiny

Mis à jour le 2026/04/20