|
|
|
|

Entrée 1  mitsikilo
Radical  2 tsikilo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao
9 Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20