|
|
|
|

Entrée 1  mitsiraka
Radical  2 tsiraka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
8 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
9 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Synonymes  10 mitsiratsiraka

Anagrammes  11 maritsika, 12 misitraka, mitsiraka

Mis à jour le 2026/04/22