|
|
|
|

Entrée 1  mivaly
Radical  2 valy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
8 Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any!
9 Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21