|
|
|
|

Entrée 1  mivezika
Radical  2 vezika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1]
Explications en français  8 changer souvent de place, aller ça et là [1.3#831]
Exemples  9  ka nivezik' atsy nivezika aroa [1.436]
10  mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445#43]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mivezika

Mis à jour le 2026/04/20