|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mivolo
Radical  2 volo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1]
Explications en anglais  8 to have the appearance of [1.7]
Explications en français  9 avoir l'apparence de [1.8]
Exemples  10  mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [2.470#171]
Combinaisons  11  10 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mivolo
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 13  mivolo
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15 [Bara] mihaingo taretra [1.78]

Mis à jour le 2026/04/21