|
|
|
|

Entrée 1  mizaha
Radical  2 zaha
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka
9 Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko
10 Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1]
11 [Bezanozano] mijery [1.78]
12 [Sihanaka] mijery, mitazana, mitady [1.78]
Explications en français  13 Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3]
Exemples  14  ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro; [2.59#222]
15  Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#123]
16  Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366#194]
Combinaisons  17  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mizaha
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  19 mihaza, mihazà, mizaha

Mis à jour le 2026/08/19