|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mody mandry
Mots élémentaires  2 mody, 3 mandry
Partie du discours  4  locution
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Explications en malgache  8 tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
Explications en anglais  9 to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2#454]
Explications en français  10 coucher une nuit en voyage [1.3#456]

Entrée (2/2) 11  mody mandry
Mots élémentaires  12 mody, 13 mandry
Partie du discours  14  locution
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
Explications en malgache  18 enti-milaza ny olona maty [1.1#750]
Explications en anglais  19 to die [1.2#454, 1.7]
Explications en français  20 mourir [1.3#456, 1.8, 1.5#217]
Exemples  21  Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558]
22  Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587]
23  Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296#29]
Autres orthographes  24 modimandry

Anagrammes  25 modimandry, mody mandry

Mis à jour le 2026/04/22