|
|
|
|

Entrée 1  monamona
Radical  2 mona
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Simple :
Explications en malgache  5 Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1]
Explications en français  6 gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3]
Exemples  7  I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy. [2.470#7]
Synonymes  8 mona, monamonany

Anagrammes  9 mamonona, mamonòna, monamona

Mis à jour le 2026/08/15