|
|
|
|

Entrée 1  ngazana
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  4 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
5 Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]
Explications en anglais  6 bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2]
7 dry and barren (of the soil) [1.7]
Explications en français  8 sec et stérile (se dit des sols) [1.8]
Exemples  9  ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470#6]

Mis à jour le 2026/04/20