| Entrée | 1 ngoly |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
6 Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro.
[1.1] |
| Explications en anglais |
7 benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly
[1.2] 8 numb from cold or from a blow or from sitting still [1.7] |
| Explications en français |
9 engourdi
[1.3#453] 10 transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité [1.8] |
| Exemples |
11 Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy.
[2.470#]
12 Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643#] |
| Anagrammes | 13 lingo, 14 longy, 15 ngilo, ngoly |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|