|
|
|
|

Entrée 1  nofo
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  4 Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
5 Hena: Tsara nofo ny amalona
6 Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
7 Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1]
Explications en anglais  8 flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2]
9 flesh [1.7]
Explications en français  10 chair [1.8]
Exemples  11  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470#17]
12  Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#]
13  Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#]
Vocabulaire  14  Biologie
Synonymes  15 nofotra
Combinaisons  16  28 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot nofo
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot
Article  18 Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  19 fono, nofo

Mis à jour le 2026/04/22