|
|
|
|

Entrée 1  olona
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Explications en malgache  7 Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona
8 Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany
9 Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay
10 Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1]
Explications en anglais  11 a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2]
12 a human being, man; someone [1.7]
Explications en français  13 homme, personne; quelqu'un [1.8]
Exemples  14  Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499#95]
15  Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48#18]
16  Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472#207]
17  ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48#453]
Analogues  18  abilin' olona, 19  afa-baraka, 20  afa-boroka, 21  alikan' olona, 22  amboafitritra, 23  amboan' olona, 24  androvo, 25  bandro, 26  faikan' olona, 27  fakon' olona, 28  farafaikan' olona, 29  fatritran' olona, 30  fototr' olona, 31  fotsy fanahy, 32  heni-kaja, 33  karin' olona, 34  kitoatoan' olona, 35  kolokolon' olona, 36  lamokan' olona, 37  manam-panahy, 38  manary ilo mby an-doha, 39  maniva tena, 40  mavoin-tena, 41  mialabara-tena, 42  olom-banona, 43  olom-boantsongo, 44  olona lany hasina, 45  olona lany henatra, 46  olona mamoa fady, 47  olona tsy manjary, 48  olona tsy vaky afero, 49  olona tsy vaky atatra, 50  olona tsy vanona, 51  tsaikan' olona, 52  tsy manan-kenatra, 53  tsy misangy hajan-tena, 54  tsy valahara, 55  tsy voavidim-bola, 56  tsongoin' olom-bolo, 57  voahangy tsy arahin-katina
Combinaisons  58  189 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot olona
Proverbes  59  Proverbes contenant ce mot
Article  60 Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2026/04/22