|
|
|
|

Entrée 1  omanina
Radical  2 omana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1]
Explications en anglais  9 to be decorated, to be made ready. [1.2]
10 to be prepared [1.7]
Explications en français  11 qu'on prépare [1.3, 1.8]
12 qu'on orne [1.3]
Exemples  13  Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643#84]
14  Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472]

Anagrammes  15 anomany, 16 inomana, 17 mañaoñy, 18 manoina, 19 miañona, 20 miñaoña, 21 mionana, 22 monaina, omanina

Mis à jour le 2026/04/20