| Entrée | 1 ongahana |
| Radical | 2 ongaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Ingaina, faohina, paohina: Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna
9 Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|