|
|
|
|

Entrée 1  otazana
Radical  2 oty
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  9 Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Explications en anglais  10 to be picked, (of fruit or flowers) [1.7]
Explications en français  11 qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8]
Exemples  12  Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao [2.996]
Autres orthographes  13 otoazana, toazana

Anagrammes  14 atazona, otazana, 15 toazana

Mis à jour le 2026/04/22