|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  paingotra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1]
Explications en anglais  18 a pin [1.7]
Explications en français  19 épingle [1.3#476, 1.8]
Exemples  20  Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472#227]
Combinaisons  21  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot paingotra

Entrée (2/2) 22  paingotra
Partie du discours  23  nom
Explications en anglais  24 an informer [1.7]
Explications en français  25 mouchard [1.8]

Mis à jour le 2026/04/28