|
|
|
|

Entrée 1  pasohina
Radical  2 pasoka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra
9 Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe [1.1]
Explications en anglais  10 to be smoothed, to be ironed, to be palliated. [1.2]

Mis à jour le 2026/04/20