|
|
|
|

Entrée 1  rafozana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  11 Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1]
Explications en anglais  12 a parent or parent in law [1.7]
Explications en français  13 beaux-parents [1.54]
14 beau-parent [1.8]
Exemples  15  —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293#39]
Vocabulaire  16  Rapports: famille
Combinaisons  17  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot rafozana
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  rafozana, 19 razanafo

Mis à jour le 2026/04/21