| Entrée | 1 randranina |
| Radical | 2 randrana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 to be plaited, to be twisted.
[1.2] 10 to tie braided [1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on entrelace, qu'on dispose habilement
[1.3#506] 12 qu'on tresse [1.8] |
| Exemples |
13 randranina madinika ny volo ny reninjaza;
[2.48#74]
14 Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437#] |
| Combinaisons | 15 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot randranina |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|